|
|
|
|

Entrée1  sokajin-teny
Mots élémentaires  2  sokajy, teny
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny.
5  Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
Maro amin' ireo sokajin-teny ireo indray no mitsinjara ho karazany vitsivitsy [1.1]
6  fandaharana ny teny ho iray karazana [1.13]
Explications en français  7  classe distributionnelle [1.13]
Vocabulaire  8  Linguistique
Tableaux et planches  9  Tous les adverbes
10  Tous les pronoms
11  Toutes les prépositions
12  Toutes les conjonctions
13  Tous les articles
14  Toutes les interjections
15  Toutes les particules

Mis à jour le 2023/04/04