|
|
|
|

Entrée (1/2)1  amy
Partie du discours  2  préposition
Explications en malgache  3  teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka milaza:
a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina.
b) fomba: mihira amin-karavoana.
c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina.
e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto.
f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono.
g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny.
h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny.
i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [1.1]
Explications en anglais  4  used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel. With, in, at, to, from, etc. In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative. [1.2]
5  preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at. [1.7]
Explications en français  6  préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. [1.8]
7  Pour: Mafana loatra amin' izao tonontaona izao ity akanjo ity (Cet habit est trp chaud pour la saison) [1.66.fr#740]
8  avec, dans, à, de, en, chez. Miaraka amiko izy: il vient avec moi. Ny aminy: au sujet de. Vita ny amiko: je suis un homme fini. Ny any aminay: chez nous. Vary aman-dronono: du riz au lait. [1.5]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
Autres orthographes  11  amina
Mots composés 
Proverbes  47  Proverbes contenant le mot amy
Tableaux et planches  48  Toutes les prépositions

Entrée (2/2)49  amy
Partie du discours  50  nom
Dérivés 
51  Verbes relatifs :
52  Noms :
Explications en malgache  53  Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo [1.1#65]
Explications en français  54  costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure [1.3#30]

Anagrammes  55  amy, may

Mis à jour le 2024/10/11