|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanamiana
Radical  2  amy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
5  Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina [1.1]
6  fitafiana [Bezanozano] [1.78]
Explications en anglais  7  a uniform [1.7]
Explications en français  8  l'uniforme [1.8]
Exemples  9  I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy. [2.470]
10  Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996]
Mots composés 

Entrée (2/2)12  fanamiana
Radical  13  tamy
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15  l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause [1.3]

Anagrammes  16  famaniana, fanamaina, fanamiana

Mis à jour le 2023/01/20