|
|
|
|

Entrée1  sokajy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo
Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy
Explications en anglais  4  [1.7] a squad ; a division, a department
Explications en français  5  [1.3] escouade de vingt-cinq soldats
6  [1.8] escouade; division, département
7  [1.5] classe, catégorie, section, groupe, ordre, série
Exemples  8  Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny [2.442#]
9  Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa [2.270#]
10  Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany [2.472]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Noms :
Mots composés 

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21