|
|
|
|

Entrée1  ankizy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho avin' ny ankizy
4  Teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano ara, raha mbola velona ray aman-dreniny: Ireto ankizy ireto koa manahirana, hoy Rainikoto tamin-dRasoa vadiny, mantsy an-dRakoto mivady
5  Teny nilazana taloha, amim-pomba mitory halemem-panahy, ny mpanompo, ny andevo: Noheverin-dRabe ho Ikotovao ankizy fahiny ilay nifanena taminy, kanjo hay tsy izy
6  Ankehitriny, teny ilazana ny vady aman-janaka, ny vady (vehivavy): Lasa any an-tsena ny ankizy ka mangingina ny trano. [1.1]
Explications en anglais  7  a child, children, servants, youths of both sexes. [1.2]
8  a child, children [1.7]
Explications en français  9  enfant [1.8]
Exemples  10  Ny ankizy lehibe mandravaka ny trano heva. [2.442#]
11  Tsy misy ny famoronana eo amin' ny ankizy; [2.445#]
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot ankizy

Mis à jour le 2023/08/11