|
|
|
|

Entrée1  tambinteny
Mots élémentaires  2  tamby, teny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.10] mpanamafy matoanteny
5  [1.1] Ny tambinteny na mpamaritra matoanteny: ny antsoina amin' izany dia ireo teny enti-mamaritra matoanteny (Mandeha haingana ny fiaramanidina). Misy karazana maro izy ireo
sokajinteny
6  [1.9] teny anampy ny "verba" [matoanteny], na izay teny hafa milaza fomba na toetra, mba hanampy na hamaritra ny heviny
7  [1.13] teny kely apetraka aorian'ny enti-milaza entina manamafy ny heviny
Explications en anglais  8  [3.1] adverb
Explications en français  9  [1.10, 1.5, 1.13, 1.66] adverbe
10  [1.12.fr#127] L'adverbe peut être, en malgache:
a) un adverbe proprement dit: mandeha haingana (marcher vite) ~ tena lehibe (très grand)
b) un adjectif employé adverbialement: mianatra tsara (étudier bien) ~ very foana (perdu vainement)
c) une locution composée des prépositions amy et ana et d'un substantif; cette locution est toujours un adverbe de manière: amin-pahendrena (sagement) ~ am-pitiavana (affectueusement) ~ ankitsirano (ouvertment)
Vocabulaire  11  Linguistique
Tableaux et planches  12  Tous les adverbes

Mis à jour le 2024/12/08