Entrée (1/5) | 1 re |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 [1.1] Heno: Renao ve izany vorona mihira izany? Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto. Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy. Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako |
Explications en anglais |
4 [1.7] heard; perceived by the senses, as pain or smell |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] entendu 6 [1.3] appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher 7 [1.8] perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter |
Exemples |
8 Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606] 9 Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895] 10 Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472] 11 reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470] 12 Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 20 reny |
Mots composés |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot re |
Entrée (2/5) | 29 re |
Partie du discours | 30 particule [Liste complète] |
Explications en malgache |
31 [1.1] Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho |
Exemples |
32 Nahoana re no anton'izany? [2.324] 33 Aoka re, anaka. [2.470] |
Mots composés |
|
Entrée (3/5) | 37 ~re~ |
Partie du discours | 38 infixe [Liste complète] |
Explications en français |
39 [1.12] infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo |
Entrée (4/5) | 40 re |
Partie du discours | 41 nom (symbole) |
Explications en malgache |
42 [1.1] Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama |
Vocabulaire |
43 Musique: (en général) |
Analogues | 44 do, mi, fa, sol, la, si |
Illustrations |
|
Entrée (5/5) | 46 Re |
Partie du discours | 47 nom (symbole) |
Explications en malgache |
48 [3.1] Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. |
Explications en anglais |
49 [3.1] Rhenium. |
Explications en français |
50 [3.1] Rhénium. |
Vocabulaire |
51 Chimie |
Tableaux et planches |
52 Table périodique |
Mis à jour le 2025/01/21 |