|
|
|
|

Entrée1  andrenesana
Radical  2  re
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en anglais  4  [2.931] the situation in which hears someone or something
Explications en français  5  [1.3#519]
Exemples  6  Maro karazana no andrenesana ny toetrany amy ny filany. [2.59#]
7  Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina; [2.285#]
8  Diska andrenesana tsara ny fanonona marina ny teny rehetra. [2.332#]
9  Dia mampiandrandra ny maso ho any amin' ny avo izany, ka andrenesana ilay teny soa mahefaly hoe: [1.38]
10  Raha mba manana anadahy mantsy hianao, anaka, ka nahafaly ny andrenesana azy vita fianarana amin'ny sekoly ambony any Antanana, sady mahafapo ny vazaha sy ny mpampianatra ny fitondrantenany! [2.324]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot andrenesana

Mis à jour le 2024/12/11