Entrée (1/2) | 1 mahare |
Radical | 2 re |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Taisaka]
mafy: Ataovo maharè ny hira 5 [1.1] (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina |
Explications en anglais |
6 [1.7] to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses (except vision) |
Explications en français |
7 [1.8] entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mahare |
Entrée (2/2) | 13 mahare |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Taisaka]
haingam-pandeha |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |