Entrée |
mandre
(re)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino,
manongilan-tsofina,
mampandry sofina,
mihaino vilana,
mitaino ilany,
tailam-pandrenesana
Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny,
mamono sofina,
manary sioka,
manao henoy izany ry hazon-damosiko!,
mafy sofina,
mafy tadiny,
lalodalovana,
donto sofina,
domelina,
karenina,
marenina
[1.1]
|
Explications en anglais | To hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7]
|
Explications en français | Entendre, apprendre, sentir [1.3]
|
| Entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy mandre mihitsy anie aho e!
[2.117]
|
2 | Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie!
[2.69]
|
3 | Faly aho raha mandre izany teninareo izany.
[2.298]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mandre |
Passé : |
nandre |
Futur : |
handre |
Impératif : |
mandrenesa |
|
Synonymes | |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|