|
|
|
|

Entrée1  manentsin-tadiny
Mots élémentaires  2  manentsina, tadiny
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1#615] tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy
5  [1.1#904] manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy
Explications en anglais  6  [1.7] to stop one's ears, to refuse to listen
Explications en français  7  [1.8] se boucher les oreilles
Exemples  8  Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996]
9  dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996]

Mis à jour le 2023/10/02