|
|
|
|

Entrée1  karenina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara
ary koa ny vilany tsy dia malady loatra
Explications en français  4  [1.3#314] qui n'écoute rien, têtu
se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu
Radical  5  renina

Anagrammes  6  ankareny, arin-kena, karenany, karenina, nanerika

Mis à jour le 2025/01/21