|
|
|
|

Entrée (1/3)1  marenina
Radical  2  renina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
5  Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]
Explications en anglais  6  deaf [1.7]
Explications en français  7  sourd [1.3, 1.8, 1.5]
8  dur d'oreille [1.3]
Exemples  9  ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470]
10  Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471]
11  Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69]
Vocabulaire  12  Santé
Mots composés 

Entrée (2/3)15  marenina
Radical  16  renina
Partie du discours  17  adjectif
Explications en malgache  18  mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1]
Explications en français  19  insensible [1.5]

Entrée (3/3)20  marenina
Radical  21  renina
Partie du discours  22  adjectif
Explications en français  23  enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3]
24  lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3]
Exemples  25  marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]

Anagrammes  26  mañeriña, marenina, menarina

Mis à jour le 2023/06/05