|
|
|
|

Entrée1  re siosio
Mots élémentaires  2  re, siosio
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono
Exemples  5  re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny. [2.472]
6  Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1]

Mis à jour le 2024/12/07