|
|
|
|

Entrée (1/3)1  isa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo
Explications en anglais  4  [1.7] one, each, every
Explications en français  5  [1.3] est toujours employé pour un, quand on commence à compter.
6  [1.8] un, chacun
International  7  [3.1] 1
I
Exemples  8  Tokony ho 80 no isany [2.649#1128]
9  Tsy hita isa ny vahoaka [2.366#PAGE#72]
10  fa miovaova isan|isamandro, isan|isam-bolana, isan|isam-taona [2.59#292]
11  Ny hetra aloa dia variraiventy isan|isam' olo-miaina sy vary roa vata isan|isam-pangady [2.508#442]
Vocabulaire  12  Mathématiques: arithmétique
Morphologie 
13  Simple :
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Analogues  19  iray, iraika
Mots composés 
Phytonymes 
Titres  49  Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric)
Tableaux et planches  50  Les nombres
51  Addition
52  Multiplication
Article  53  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entrée (2/3)54  isa
Partie du discours  55  nom
Explications en malgache  56  [1.1] Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.
Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...
Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).
Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany.
Explications en anglais  57  [1.7] a number
Explications en français  58  [1.3, 1.8, 1.13] nombre
59  [1.3, 1.8] numéro
60  [1.3] action de compter
61  [1.13] cardinal
Vocabulaire  62  Mathématiques: arithmétique
Analogues  63  fanisanavaovaoandriamihaja
Mots composés 
Tableaux et planches  112  Addition
113  Multiplication
Article  114  Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)115  isa
Partie du discours  116  nom
Explications en malgache  117  [1.1] Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isanandravava na kilalao, ny isandrary, ny isambalahazo, ary ny kitaridaolao.
Mots composés 

Anagrammes  121  asi, asy, isa, sai, say, sia

Mis à jour le 2025/02/02