Entrée | 1 isaina |
Radical | 2 isa |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Lazaina ny isany: Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao Heverina ho anisan'ny: Nisainay ho namanay ianao tamin'ny fisoratana anarana hitsangantsangana |
Explications en français |
5 [1.3] qu'on compte, qu'on énumère, qu'on met au nombre de. Azo isaina ho lehilahy ny zanakao (Votre enfant peut compter pour un homme, peut être mis au nombre des hommes) |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot isaina |
Anagrammes | 13 aisina, anisia, asainy, asiany, asinay, iasany, iasian, isaina, isanay, isiana, niasia, sainay |
Mis à jour le 2023/01/20 |