|
|
|
|

Entrée (1/3)1  isa
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Mathématiques: arithmétique
Explications en malgache  9  Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
10  Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
Explications en anglais  11  one, each, every [1.7]
Explications en français  12  est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
13  un, chacun [1.8]
International  14  1
15  I [3.1]
Exemples  16  Tokony ho 80 no isany [2.649#1128]
17  Tsy hita isa ny vahoaka [2.366#PAGE#72]
18  fa miovaova isan|isamandro, isan|isam-bolana, isan|isam-taona [2.59#292]
19  Ny hetra aloa dia variraiventy isan|isam' olo-miaina sy vary roa vata isan|isam-pangady [2.508#442]
Morphologie 
20  Simple :
Mots composés 
Phytonymes 
Titres 
Tableaux et planches  33  Les nombres
34  Addition
35  Multiplication
Article  36  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entrée (2/3)37  isa
Partie du discours  38  nom
Vocabulaire  39  Mathématiques: arithmétique
Explications en malgache  40  Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.
41  Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...
42  Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).
43  Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
Explications en anglais  44  a number [1.7]
Explications en français  45  nombre [1.3, 1.8, 1.13]
46  numéro [1.3, 1.8]
47  action de compter [1.3]
48  cardinal [1.13]
Mots composés 
Tableaux et planches  65  Addition
66  Multiplication
Article  67  Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)68  isa
Partie du discours  69  nom
Explications en malgache  70  Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [1.1]
Mots composés 

Anagrammes  72  isa, sia

Mis à jour le 2024/10/03