|
|
|
|

Entrée1  iraika
Radical  2  iray
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato
5  [1.78] [Sihanaka] iray
Explications en anglais  6  [1.7] one, used in the numerals 11, 101, etc, as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven
Explications en français  7  [1.8] un; sert à former les numéros; ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze
Dérivés 
8  Adjectifs :
9  Adverbes :
Analogues  10  iray, isa
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21