Entrée | 1 kitari-daolao |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] [Betsileo]
Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana |
Analogues | 4 isambalahazo, isanandravava, isandrary |
Mis à jour le 2024/12/12 |