|
|
|
|

Entrée1  lavitrisa
Mots élémentaires  2  lavitra, isa
Partie du discours  3  adjectif
Explications en anglais  4  [3.1] a billion
Explications en français  5  [3.1] un milliard
International  6  [3.1] 1000000000 ~ 1 000 000 000 ~ 1.000.000.000 ~ 1,000,000,000
Exemples  7  antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy [4.11]
8  ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo [4.43]
Vocabulaire  9  Mathématiques: arithmétique
Tableaux et planches  10  Les nombres

Mis à jour le 2024/12/08