Entrée | 1 antontanisa |
Mots élémentaires | 2 antonta, isa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly [1.62] |
Explications en français |
5 [antontan' isa] statistique [1.13] |
Exemples |
6 Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany [4.7] 7 Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39] |
Vocabulaire |
8 Mathématiques: statistiques |
Synonymes | 9 statistika |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/12/24 |