| Entrée (1/2) | 1 ahy |
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
4 Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
5 Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine.
[1.2] 7 Me (as object); mine [1.7] |
| Explications en français |
8 à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe.
[1.3] 9 A moi, me [1.5] 10 Moi (objet), mien [1.8] 11 [Tanala] à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [1.6] |
| Exemples |
12 Natoky ahy i Feno.
[2.472#58]
13 Iza no mba tia ahy? [2.471#19] 14 Mivavaha ho ahy koa. [2.499#19] |
| Analogues | 15 aho, 16 ko |
| Combinaisons | 17 5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ahy |
| Tableaux et planches |
18 Tous les pronoms |
| Entrée (2/2) | 19 ahy |
| Partie du discours | 20 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
34 tahotra
[1.1] 35 fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13] |
| Explications en anglais |
36 solicitude, inquietude, anxiety, care, attention.
[1.2] |
| Explications en français |
37 soin, sollicitude, soupçon
[1.3, 1.5] 38 inquiétude, souci [1.3] 39 conscience [1.13] |
| Exemples |
40 Aiza no misy ahy?
[2.5#111]
41 Ny ahy toaka mahery! [2.583#5] 42 Mba kivazivazy ny ahy. [2.895#70] 43 Asa izay fiheverany ahy. [2.4#64] |
| Vocabulaire | 44 Philosophie 45 Emotions |
| Anagrammes | ahy, 46 hay, 47 hia, 48 iha |
| Mis à jour le 2026/07/17 |
|