|
|
|
|

Entrée1  fiahy (ahy)
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara 4  Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra [1.1]

Anagrammes  5  afihy, fiahy, haify

Mis à jour le 2023/01/20