Entrée | 1 fiahiana (ahy) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fikarakarana, fitandremana lehibe: Ho an' ny vehivavy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tampon-dohan-draharahany [1.1] |
Explications en français |
4 La sollicitude, les soins [1.3#8] |
Exemples |
5 Lazao azy fa ny ankabeazan'ny vehivavy rehetra dia mitovy fiahiana aminy. [2.424#] 6 Nefa na izany aza no fiahiana atao, dia mandroso mihamafy hiany ny aretina. [2.59#] 7 Ny toerana fiahiana ara-panahy sokajin' olona manokana ihany no maningana amin' izany. [4.27#] |
Anagrammes | 8 fiahiana, fiaihana, ifiahana, ihafiana |
Mis à jour le 2023/04/08 |