Entrée | 1 miahy |
Radical | 2 ahy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others. 6 [1.7] to take care of; to worry, to be suspicious |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] être le soutien 8 [1.3] avoir soin 9 [1.8] s'occuper de; avoir des soucis |
Exemples |
10 miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille) [1.3] 11 Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même) [1.3] 12 Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na ataon-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy. [2.470] |
Morphologie |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot miahy |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |