|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manahy
Radical  2  ahy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara
Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana
Explications en anglais  5  [1.2] to be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy.
6  [1.7] to care for, to be concerned about ; to worry
Explications en français  7  [1.8] s'occuper de; avoir de l'inquiétude
Vocabulaire  8  Emotions
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)16  manahy
Radical  17  hahy
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19  [1.1] Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary
Explications en anglais  20  [1.2] to dry by exposure to the sun or air.
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
24  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  26 

Mis à jour le 2025/01/21