Entrée | 1 ahina |
Radical | 2 ahy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. 6 [1.7] to be cared for; to be cause for worry |
Explications en français |
7 [1.8] dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie |
Exemples |
8 Ny tsy ahina no mahafaty. [2.69] 9 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot ahina |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |