|
|
|
|

Entrée (1/3)1  lalana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana
Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana
Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko.
Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina
Explications en anglais  4  [1.2] a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives
5  [1.7] a road
Explications en français  6  [1.8] route, chemin
7  [1.13] voie, rue
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [lalaña] chemin
Exemples  9  [2.470] lalany ihany ny lohasaha firaofany.
10  [2.324] Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana|dalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-lalana|dalana no nataony.
11  [2.471] Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny.
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
14  Noms :
15  Adverbes :
Mots composés 
Zoonymes 
Titres  99  Lasa nialoha lalana (Rabary Jean-Joseph)
100  Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort (Gobry Ivan)
101  Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann)
102  Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (Yount James W.)
Proverbes  103  Proverbes contenant le mot lalana
Article  104  Randzavola: lalana ao amin' ny Baiboly (=> varotra sy ranto)

Entrée (2/3)105  lana
Partie du discours  106  nom
Explications en malgache  107  [1.1] Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao
Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana
Explications en anglais  108  [1.7] [French la loi] a law
Explications en français  109  [1.8] [français la loi] loi
Morphologie 
110  Simple :
111  Préfixée :
Mots composés 
Titres  141  Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy)
142  Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy)
Proverbes  143  Proverbes contenant le mot lalàna
Article  144  Randzavola: lalàna ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)145  Lalana
Partie du discours  146  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  147  Littérature: livres
Auteur  148  Rakotoson Michèle

Anagrammes  149  alalan, lalàna, Lalana, lalana, nalala

Mis à jour le 2025/05/08