|
|
|
|

Entrée1  lalamby
Mots élémentaires  2  lalana, vy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy
Explications en anglais  5  [1.2][lalam-by] a word used for a railway; lit. an iron road
6  [1.7] a railroad
Explications en français  7  [1.8] chemin de fer
8  [1.13] chemin de fer, voie ferrée, rail
Exemples  9  Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [2.113]
10  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
11  Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka. [2.5#]
Vocabulaire  12  Transports
Analogues  13  tce, fce, mla, ta
Mots composés 
Illustrations 
18 

Mis à jour le 2025/01/01