|
|
|
|

Entrée1  mahalia lalana
Mots élémentaires  2  mahalia, lalana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.10#L.307] mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra
Exemples  5  Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana [2.606#180]
6  Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza [1.10#L.307]
7  Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato [2.69#32]
8  Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko [2.472#7]
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07