|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lalam-panorenana
Mots élémentaires  2  lana, fanorenana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Explications en français  5  constitution [1.5, 1.13]
Exemples  6  Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Vocabulaire  7  Loi
8  Politique
Titres 

Entrée (2/2)11  lalam-panorenana
Partie du discours  12  locution
Explications en français  13  loi interne [1.13]
Vocabulaire  14  Mathématiques: algèbre
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/07