|
|
|
|

Entrée1  fanorenana
Radical  2  orina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana
5  [1.13] fanamboarana, fananganana
Explications en anglais  6  [1.2] a foundation. See fanambaniny (ambany).
7  [1.7] the act of founding; a foundation
Explications en français  8  [1.8] action de fonder; fondation
9  [1.13] construction
Exemples  10  ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. [2.508]
11  Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [2.245]
Mots composés 
Article  15  Randzavola: fanorenana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21