|
|
|
|

Entrée1  vava lalana
Mots élémentaires  2  vava, lalana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana [1.1]
Exemples  5  Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray. [2.508#]

Anagrammes  6  valavalana, vava lalana

Mis à jour le 2023/01/01