Entrée (1/2) | 1 solo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano 4 Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta 5 Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1] |
Explications en anglais |
6 a substitute [1.2, 1.7] |
Explications en français |
7 Un remplaçant, un substitut, un représentant 8 compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3] 9 remplacement, substitut [1.8] 10 [1.13] |
Exemples |
11 Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy. [2.48] 12 ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 20 iraka, masoivoho, andrianjahonoany, fara, faraamandimby, taranaka, taranjana, tamingana, kolokolo, mpamelomaso, fanovannymaty, vatonamelankafatra, taranaboanjo, fokomboanemba, kolokolodimbinnyvary, solofodimbinnyala, akalanasilakynyhazo, papangosasakynyvorona, vorompanovahena, fandrotraranaantananahaolo, akangasisananamborana, tapaporohanasisatsymay |
Mots composés |
|
Titres | 25 Solony sy sariny (Ramangamalefaka) |
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot solo |
Entrée (2/2) | 27 solò |
Partie du discours | 28 nom |
Explications en malgache |
29 Hiran' olon-tokana [1.1] |
Autres orthographes | 30 soalao |
Anagrammes | 31 loso, solo, solò |
Mis à jour le 2023/09/08 |