Entrée (1/2) | 1 manolo |
Radical | 2 solo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha Miova: Lasa nanolo akanjo izy Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny volanao fa aza matahotra |
Explications en français |
5 [1.3#623] remplacer, compenser, rendre, changer |
Exemples |
6 Aoka hanolo akanjo aho vao mandeha (Je vais changer d'habit avant de partir) [1.3#623] 7 Soloy aho anio, fa hanolo anao kosa aho rahampitso (Remplaccz-moi aujourd'hui et je vous remplacerai demain) [1.3#623] 8 Mba aloavy kely ny vidin-tsatroko, fa hanolo ny volanao aho (Payez mon chapeau et je vous rendrai votre argent) [1.3#623] 9 Ataovy ity raharaha ity indroa andro, fa hanolo ny andronao aho (Faites ce travail pendant deux jours et je travaillerai deux jours à votre place) [1.3#623] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 14 mañolo |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Tanosy]
manodidina |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |