|
|
|
|

Entrée1  fisoloana
Radical  2  solo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy
Explications en français  5  [1.3#623] L'action de remplacer, le remplacement, le motif
Exemples  6  Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra. [1.369#]
7  Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa. [2.472#159]

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21