|
|
|
|

Entrée 1  mifampisolo
Radical  2 solo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  [1.3#624]
Exemples  7  samy mitondra ny tena, samy mihetsika, mamindra, nefa tsy mahazo mifampisolo [2.285#244]
8  Ny sampin-kavia kosa dia mifamadika amin' izany, fa mifampisolo ny tanana, ka ny anjaran' ny havia ataon' ny havanana, ary dia ny tanana havia izany no manasam-pina ny lamba hiankavanana [2.436]

Mis à jour le 2026/04/20