|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanoloana
Radical  2  solo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba
Explications en français  5  [1.3#623] L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause
6  [1.13] substitution
Exemples  7  Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra. [2.472#95]
8  Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27#2003/04/11]

Entrée (2/2)9  fanoloana
Radical  10  oloana
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  [1.1] Izay olona eo anoloana

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21