Entrée | 1 solombodiakoho |
Mots élémentaires | 2 solo, vodiakoho |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1] |
Explications en anglais |
5 (solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump [1.7] |
Explications en français |
6 cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû [1.3] 7 (solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle [1.8] |
Exemples |
8 Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy. [1.369#] |
Analogues | 9 solompenakoho |
Mis à jour le 2023/09/08 |