|
|
|
|

Entrée1  mihetsiketsika
Radical  2  hetsiketsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihevingevina: Mihetsiketsika ny tohatra fa tazony mafy
Tsy mipetraka tsara fa mikofokofoka, mipelipelika: Ny zaza matetika no mihetsiketsika any an-trano fivoriana
Miheninkenina, misahirana mafy, mipopoka: Nihetsiketsika fatratra izy tamin' iny raharaha iny
Mihaingo, miraratra, miramarama: Mihetsiketsika erỳ ry zareo ato avaratra fa vao nahalafo trano, hono.
Exemples  5  mihetsiketsika lalandava io zazalahy io (Ce garçon se remue sans cesse) [1.3]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Analogues  10  mihetsiketsika, mihendrahendra, mihozongozona, mihontsinkontsina, mirona, mironjina, mivena, mivenjina, mitovezina, mikofoka, mikofokofoka, mitsikofokofoka, mitsikorofoka, mitakorofoka, mipelipelika, mipilaka, mikopaka, mikoropaka, mitrifantrifana, mihovihovy, mihovotrovotra, mihararetra, mipararetra, mipendrampendrana, mihevingevina, mikivilivily, misavilivily, mikipilipily, mikopakopaka, mihofahofa, mihofakofaka, mihahohaho, mihetsiketsika, misangodina, misangodingodina, mitambolina, mirondrona, mivezimbezina
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mihetsiketsika

Mis à jour le 2024/12/11