|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mivena
Radical  2 vena
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena
8 Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1]

Entrée (2/2) 9  mivena
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11 [Sihanaka] mievina [1.78]

Anagrammes  12 mañevy, mivena

Mis à jour le 2026/02/04