|
|
|
|

Entrée1  mikofokofoka
Radical  2  kofokofoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany
Explications en anglais  5  [1.7] to fidget; to be continually agitated
Explications en français  6  [1.8] frétiller, gigoter; être agité
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Analogues  10  mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mikofokofoka

Mis à jour le 2024/12/10