| Entrée | 1 mitsikofokofoka |
| Radical | 2 tsikofokofoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a!
9 Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza [1.1] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|