Entrée | 1 mikivilivily |
Radical | 2 kivilivily |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihetsika misesy mankatsy sy mankaroa, misavilivily, mikapilipily: Mikavilivily lava ny kapilin' ny famantaranandro lehibe ao an-trano fandraisam-bahiny |
Explications en anglais |
5 [1.7] to oscillate as a pendulum; to swing as the arms in walking |
Explications en français |
6 [1.3#341] Osciller, se balancer, marcher en zigzag: Mikivilivily ny sandriny raha mandeha izy (Il balance les bras en marchant) ~ Mikivilivily lava ny kapilin' ny famantaranandro lehibe (Le balancier d’une pendule oscille continuellement) 7 [1.8] osciller comme une balançoire; balancer les bras en marchant |
Exemples |
8 Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [2.470#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |