Entrée | 1 mihovotrovotra |
Radical | 2 hovotrovotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mihovitrovitra: Mihovotrovotra dia koa ho miana (mihovitrovitra toa ho torana) [Tanala]
[1.78] 5 Mihozongozona, mihontsonkontsona [1.1] |
Explications en anglais |
6 to tremble, as a house during an earthquake [1.7] |
Explications en français |
7 trembler, être secoué comme par un tremblement de terre [1.8] |
Exemples |
8 mihovotrovotra manaraka ny tomaniny, ny adin-tsaina amam-panahy ao anatiny. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 hivotrovotroam, mihovotrovotra |
Mis à jour le 2023/01/20 |