Entrée |
mikoropaka
(koropaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
|
Explications en anglais | To be in a commotion; to do something in a great hurry; to struggle [1.7]
|
Explications en français | S'empresser; se débattre, se démener [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mikoropaka |
Passé : |
nikoropaka |
Futur : |
hikoropaka |
Impératif : |
mikoropaha |
|
Autres orthographes |
|