|
|
|
|

Entrée1  matahotra
Radical  2  tahotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony
Explications en anglais  5  [1.7] to be afraid of
Explications en français  6  [1.8] craindre, être craintif
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Analogues  10  miraika, raiki-tahotra, tora-kovitra, tsiravina, an-koditra, kenda, ranga, manambadi-po, miraikibolomaso, mikoso-maso, kasoka, taibombona, mamafy ketsa, mangovitra, manahy, manahy velona, mifihifihy, miritra aina, mihararetra, mipararetra, rano andravina, mihoron-koditra, mihoron-kodidoha, mitsangam-bolo, mihendratra, manangambovona, mimalo, miholy, mivadika ambavafo, midobodoboka ambavafo, mangitakitaka, mitaintaina, mihotakotaka, velona ahiahy, mitebiteby, mihorohoro, mangorohoro, mihena velona, an-tenda ny aina, tai-dava, mandry tsy lavo loha, mandry an-driran' antsy, mandry an-driran-defona, mandry tsirangaranga
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot matahotra

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21