|
|
|
|

Entrée1  mitebiteby
Radical  2  tebiteby
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanàna
Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona
Explications en anglais  5  [1.7] to be apprehensive, to tremble with foreboding
Explications en français  6  [1.8] se troubler, trembler d'inquiétude
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11