|
|
|
|

Entrée1  mihorohoro
Radical  2  horohoro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady
Explications en anglais  5  [1.7] to tremble, to shudder
Explications en français  6  [1.8] trembler, frémir
Exemples  7  mihorohoro dia mihorohoro ny tany; [2.996]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21