|
|
|
|

Entrée1  mandry an-driran' antsy
Mots élémentaires  2  mandry, andrirana, antsy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany
Explications en anglais  5  [1.7] to be uneasy, to be in danger
Explications en français  6  [2.415#2720] Être couché sur la lame d' un couteau. Se disait des gens dans l'appréhension d' un malheur ; c' est comme l'épée de Damoclès.
7  [1.8] avoir des soucis, être inquiet

Mis à jour le 2024/12/26